{
	"@metadata": {
		"authors": [
			"Jagwar"
		]
	},
	"cx": "Handika pejy",
	"cx-dashboard-header": "Dikanteny",
	"cx-javascript": "Tsy mandeha ity fitaovana ity raha tsy misy JavaScript.",
	"cx-license-agreement": "Rehefa manindry ny bokotra \"$1\" dia manaiky ny  [//foundation.wikimedia.org/wiki/Terms_of_Use Fitsipika mifehy ny fampiasana] ianao ary manaiky ny mamela ny asao amin'ny [https://creativecommons.org/licenses/by-sa/3.0/ lisansa CC BY-SA 3.0] ary ny [//en.wikipedia.org/wiki/Wikipedia:Text_of_the_GNU_Free_Documentation_License GFDL] ianao, ary manaiky fa  ampy amin'ny fanajana ny CC BY-SA 3.0 ny fampetrahana rohy URL.",
	"cx-error-server-connection": "Hadisoana: Tsy afaka nifandray tamin'ny lohamilina.",
	"cx-desc": "Manamora ny fandikana vontoatim-pejy",
	"cx-header-progressbar-text": "{{PLURAL:$1|voadika}} $1%",
	"cx-header-progressbar-text-mt": "($1% avy amin'ny {{PLURAL:$1|fandikana ataon'ny milina}})",
	"cx-header-translation-center": "Ivontoerana fandikan-teny",
	"cx-header-all-translations": "Dikan-teny rehetra",
	"cx-source-view-page": "hijery ny pejy",
	"cx-publish-page-success": "Pejy navoaka tany amin'i $1",
	"cx-publish-page-error": "Nisy hadisoana nitranga teo am-pamoahana dikanteny. Andramo avoaka indray ilay pejy. Hadisoana: $1",
	"cx-publish-button": "Hamoaka ny dikan-teny",
	"cx-publish-button-publishing": "An-dalam-pamoahana...",
	"cx-publish-summary": "Noforonina tamin'ny alalan'ny fandikana an'i \"$1\"",
	"cx-translation-add-translation": "Hanampy dikan-teny",
	"cx-translation-target-page-exists": "Efa misy eo amin'ny wiki tanjona ny pejy mitondra ny lohateny [$1 $2]. Manomeza lohateny hafa.",
	"tag-contenttranslation": "[[{{MediaWiki:cx-descriptionpagelink}}|Fandikam-botoatiny]]",
	"tag-contenttranslation-description": "Nadika avy tamin'ny fiteny hafa ity pejy ity tamin'ny alalan'ny fitaovam-pandikam-botoatiny.",
	"cx-source-loading": "Maka an'i $1",
	"cx-beta": "Fandikam-botoatiny",
	"cx-beta-desc": "Fitaovana handikana pejy haingana amin'ny fiteny ampiasainao. Atombohy eo amin'ny [[Special:MyContributions|pejin'ny fandraisan'anjaranao]] ny dikan-teny ary ovay amin'ny alalan'ny mpamoaka lahatsoratra roa mifanitsy izy ireo. Mety tsy afaka ampiasaina raha tsy amin'ny fiteny manokana ny fitaovana sasany.",
	"cx-entrypoint-title": "Handika ity pejy ity amin'ny teny $1",
	"cx-entrypoint-dialog-page-doesnt-exist-yet": "Tsy mbola misy amin'ny teny $1 ity pejy ity. Tianao hoforonina ve ilay izy?",
	"cx-entrypoint-dialog-button-translate-from": "Hodikaina avy amin'i $1",
	"cx-special-login-error": "Tsy maintsy tafiditra ianao mba handika amin'ity pejy ity. [$1 Hiditra]",
	"cx-tools-instructions-text1": "{{GENDER:|Click}} fehintsoratra hodikaina",
	"cx-tools-instructions-text2": "Tsy mila manampy azy ireo rehetra {{GENDER:|ianao}}",
	"cx-tools-instructions-text3": "{{GENDER:|Ataovy}} ho azo vakiana amin'ny fomba natoraly ilay lahatsoratra",
	"cx-tools-instructions-text4": "Ilaina ny fandikana ataon'ny milina, fa mila manamarina ny lahatsoratra ianao hampahamarina azy.",
	"cx-tools-instructions-text5": "Hamoaka ny dikanteny",
	"cx-tools-instructions-text6": "Rehefa afa-po amin'ny valiny ianao, dia tsindio \"{{int:cx-publish-button}}\".",
	"cx-tools-searchbox-text": "Hitady teny",
	"cx-tools-view-guidelines": "Hijery ny torolalam-pandikan-teny",
	"cx-tools-dictionary-title": "Famaritana",
	"cx-tools-link-title": "Rohy",
	"cx-tools-link-add": "Hanampy rohy",
	"cx-tools-link-remove": "Hanala rohy",
	"cx-tools-mt-title": "Dikanteny ataon'ny milina",
	"cx-tools-mt-use-source": "Hanmpiasa ny lahatsoratra loharano",
	"cx-tools-mt-provider-title": "Avy amin'i $1",
	"cx-tools-mt-dont-use": "Aza mampiasa dikan-teny ataon'ny milina",
	"cx-tools-categories-count-message": "{{PLURAL:$1|Sokajy $1|0=Tsy misy sokajy}}",
	"cx-stats-title": "Statistikam-pandikan-teny",
	"cx-tools-reference-title": "Tsiahy",
	"cx-tools-reference-add": "Hanampy tsiahy",
	"cx-tools-reference-remove": "Hanala tsiahy",
	"cx-tools-link-instruction-shortcut": "Shift + fanindriana ny rohy mba hanokafana azy",
	"cx-warning-unsaved-translation": "Manana dikan-teny tsy voatahiry ianao.",
	"cx-error-page-not-found": "Tsy hita ao amin'i Wikipedia amin'ny teny $2 ny pejy \"$1\".",
	"cx-selected-source-page-start-translation-button": "Hanomboka ny dikanteny",
	"cx-selected-source-page-error-page-and-title-exist": "efa ampisaina eo amin'i [$1 $2] ity lohateny ity [$3 pejy hafa]",
	"cx-selected-source-page-error-page-exists": "[$1 Efa misy] ao amin'i $2 ilay pejy",
	"cx-selected-source-page-error-title-in-use": "[$1 Efa ampiasaina] ny lohateny ho an'ilay pejy vaovao",
	"cx-mt-abuse-warning-title": "Ny dikan-teninao dia {{PLURAL:$1|mampiasa}} dikanteny ataon'ny milina tsy novaina $1%",
	"cx-mt-abuse-warning-text": "Natao hanombohana fotsiny ny dikan-teny ataon'ny milina. Mila marininao ny votoatiny mba hamakiana azy amin'ny fomba natoraly.",
	"cx-publish-captcha-title": "Fanontaniana antoka",
	"cx-dashboard-sidebar-title": "Mila fanoroana ve amin'ny dikan-teny?",
	"cx-dashboard-sidebar-information": "Hahafantatra be kokoa momba ity fahafahana ity",
	"cx-dashboard-sidebar-stats": "Statistika",
	"cx-dashboard-sidebar-feedback": "Hampita ny hevitrao",
	"cx-translation-filter-published-translations": "Navoaka",
	"cx-translation-filter-draft-translations": "an-dalam-panatanterahana",
	"cx-create-new-translation": "Hamorona dikanteny vaovao",
	"cx-save-draft-save-success": "Notahirizina {{PLURAL:$1|iray minitra lasa izay|$1 minitra lasa izay|0=vao teo}}",
	"cx-save-draft-saving": "An-dalam-pitahirizana...",
	"cx-save-draft-tooltip": "Voatahiry ho azy ny drafi-dikan-teny",
	"cx-save-draft-error": "Nisy hadisoana nitranga tam-pitahirizana.",
	"cx-contributions-new-contributions": "Fandraisan'anjara vaovao",
	"cx-contributions-new-article": "Pejy vaovao",
	"cx-contributions-translation": "Dikanteny",
	"cx-contributions-upload": "Hampiditra hainoamanjery",
	"cx-contributions-new-article-tooltip": "Hanomboka hanoratra pejy vaovao",
	"cx-contributions-translation-tooltip": "Handika pejy efa misy",
	"cx-contributions-upload-tooltip": "Hamoaka sary, feo ary sarimihetsika ho ampiasaina amin'ny pejy",
	"cx-publishing-dialog-message": "Efa misy ny pejy $1. Hovaina amin'ny dikanteny nomenao ny votoatiny ankehitriny. Tianao ho avoaka ihany ve?",
	"cx-publishing-dialog-keep-button": "Hitazona ny versiôna roa",
	"cx-publishing-dialog-publish-anyway-button": "Avoaka ihany",
	"cx-discard-translation": "Hanilika ny dikanteny",
	"cx-translation-status-draft": "An-dalana",
	"cx-translation-status-published": "Navoaka",
	"cx-translation-status-deleted": "Voafafa",
	"cx-translation-already-in-progress": "Efa dikain'i $1.",
	"cx-translation-already-in-progress-collaborate": "Marino tsara raha mifanaraka amin'ny mpampiasa nanao ny dikanteny ankehitriny ianao.",
	"cx-publishing-dialog-publish-draft-button": "Avoaka ho drafitra",
	"cx-feedback-link": "Hanao verim-pahana",
	"cx-stats-published-translations-title": "Dikanteny navoaka",
	"cx-stats-draft-translations-title": "Dikanteny an-dalam-panaovana",
	"cx-stats-published-translators-title": "Isan'ny mpandika teny",
	"cx-draft-discard-confirmation-message": "Tena hofafàna marina ve ity dikanteny ity?",
	"cx-draft-cancel-button-label": "Avela",
	"cx-draft-discard-button-label": "Hamafa ny dikanteny",
	"cx-beta-feature-enabled-notification": "Nalefa teto amin'ity wiki ity ny Fandikam-botoatiny.",
	"cx-campaign-newarticle-notice": "Afaka mamorona lahatsoratra vaovao amin'ny alalan'ny <strong>fandikana</strong> amin'izay ianao ! Tianao andramana ve ity fitaovana ity?",
	"cx-campaign-no-thanks": "Aoka fa misaotra",
	"cx-campaign-try": "Hanandrana ny Fandikam-botoatiny",
	"cx-campaign-contributionsmenu-mycontributions": "Fandraisan'anjara",
	"cx-campaign-contributionsmenu-mytranslations": "Dikanteny",
	"cx-campaign-contributionsmenu-myuploads": "Hainoamanjery nampidirina",
	"cx-trend-translations-to": "Dikanteny amin'ny teny $1",
	"cx-stats-try-contenttranslation": "Fandikam-botoatiny dia fitaovana hanamboarana pejy vaovao amin'ny alalan'ny fandikana avy amin'ny fiteny hafa. [$1 Andramo ny Fandikam-botoatiny]",
	"cx-stats-published-target-source": "Dikanteny amin'ny teny",
	"cx-stats-published-source-target": "Dikanteny avy amin'ny",
	"cx-stats-draft-target-source": "Dikanteny an-dalam-panaovana an'i",
	"cx-stats-draft-source-target": "Dikanteny an-dalam-panaovana avy amin'i",
	"cx-stats-tabs-expand": "Hijery ny fiteny rehetra",
	"cx-stats-total-published": "Isa navoaka manontolo",
	"cx-stats-weekly-published": "Herinandro farany",
	"cx-stats-local-published-number": "$1 amin'ny $2",
	"cx-stats-local-published": "$1 ($3) amin'ny teny $2",
	"cx-stats-grouping-title": "Dikanteny {{PLURAL:$1|$1}}",
	"cx-tools-missing-link-text": "Hanamarika ity pejy ity ho tsy misy mba hamporisika ny famoronana azy.",
	"cx-tools-missing-link-tooltip": "Handika (anaty varavarankely vaova)",
	"cx-tools-missing-link-title": "Rohy tsy ampy",
	"cx-tools-missing-link-mark-link": "Marihana ho tsy misy",
	"echo-category-title-cx": "Dikanteny",
	"echo-pref-tooltip-cx": "Hampahafantatra ahy mikasika ny dikanteny noforonina tamin'ny alalan'i Fandikam-botoatiny",
	"cx-notification-first-translation": "Arahabaina ho an'ny dikanteninao voalohany! Mahità pejy hafa be kokoa hodikaina eo amin'ny [[Special:MyContributions|lisitry ny fandraisan'anjaranao]]",
	"cx-notification-tenth-translation": "Arahabaina ny dikanteninao fahafolo! Lasa mpandika teny havanana ianao. Tohizo hatrany!",
	"cx-notification-hundredth-translation": "Vao avy nanao dikanteny zato ianao! Zava-bita tena mampanavaka izany. Aparitaho ny vaovao.",
	"cx-translationlist-empty-title": "Tsy mahita izay hodikaina?",
	"cx-translationlist-empty-desc": "Atombohy eo no eo ny dikanteninao ary tohizo ilay asa fandikana rehefa any aoriana.",
	"cx-tools-link-internal-link": "Rohy amin'ny pejy",
	"cx-tools-link-internal-link-placeholder": "Hitady pejy amin'ny rohy",
	"cx-tools-link-external-link": "Ivelany",
	"cx-tools-link-external-link-placeholder": "Hanampy rohy ivelany",
	"cx-tools-link-to-another-page": "Rohy mankany amin'ny pejy hafa",
	"cx-tools-link-apply": "Vita",
	"mw-pageselector-missing": "Tsy misy ilay pejy"
}
